Comme la grande majorité de nos clients, Ils sont satisfaits. Découvrez leur témoignage

"Haingana ilay livraison (Fort Dauphin) ary mahafinaritra ny mividy zavatra @ nareo tena afa-po aho ka ... @ vidim-piainana @ zao de azo tenenina hoe antonony ny vidiny ... Tena tsara ny qualité ... Izany mihintsy no mahatonga ahy mbola hanafatra zavatra satria mahafinaritra ny miara-miasa @ nareo ... olona azo itokisana."

Ce/cette client(e) nous donne 19,5 points sur 20

"... Hummm ara-potoana tsara, aloha, tsy mametrapetraka sady ilay livraison en 24h ... itako mora ihany ny vidiny ... Mbola tsy misy olana, malefaka le izy. Manena ny isan-tsigara ... Misy olon-kafa hividy cigarette (électronique) miara-miasa aminay ..."

Ce/cette client(e) nous donne 15 points sur 20

"... Tonga tamin'ny fotoana nifanomezana ilay izy (cigarette électronique) ..."

Ce/cette client(e) nous donne 18 points sur 20

"... Nous sommes satisfaits des produits (cigarette électronique EVOD) que nous avons acquis en fin de semaine ... Tellement satisfaits ..."

"... Ara-potoana aloha (ny livraison) raha ny fahitako azy ... Ohatrany efa mihamora ilay izy nisy fihenam-bidy iny ... ilay izy aloha azo lazaina tsara eh, tsy efa saika 1 taona eo ho eo izy zay (no nampiasana cigarette électronique) ... Tena mahafa-po ahy ilay izy, de ny fandraisanareo olona koa mafinaritra ... "

Ce/cette client(e) nous donne 18 points sur 20

"... Vetivety ka (delai de livraison), mifanaraka tsara @ ilay distance ... Mora raha oharina @ fiheverako ny vidin'ny eCig ilay izy, tena mora be ... Ny qualité (cigarette électronique) ao tsara ka ... Ny service après vente tena mahafinaritra ka ! Noheveriko hoe ho sokafanao ilay batterie taty amiko de ho amboarinao fa tonga de nosoloina mihitsy moa ... Mahafinaritra ny fandraisana ka, Tsy maninona mihitsy ... "

Ce/cette client(e) nous donne 20 points sur 20

"... mahafinaritra ilay cigarette électronique sady mahafaka kohaka...Haingana ny livraison ... ny vidiny mora ... tsara ny qualité an'ilay EVOD ... Afa-po amin'ny Service Après Vente ..."

Ce/cette client(e) nous donne 16 points sur 20

"... norme tsara (ny delai de livraison makany Fianarantsoa) sady mety amiko mihintsy ... abordable tsara (ny vidiny) ... mety tsara @ olona (ilay site miaboutiquemg.com) na ny débutant aza dia efa mahay (manao commande en ligne) ... tsy compliqué be ... mahafa-po daholo aloha (ny fomba fiasanareo), tohizo fa tsara de aza ovaina @ zao ..."

Ce/cette client(e) nous donne 19 points sur 20

Le nombre de clients satisfaits ne cesse de grimper.
Les autres clients vont témoigner ici leur satisfaction.

"Ara-potoana tsara, tsy mametrapetraka, livraison en 24h, haingana, vidiny mora, tsara ny qualité, tena afa-po, tena mahafinaritra, Mahafinaritra ny fandraisana, itako mora, antonony ny vidiny, olona azo itokisana, mahafinaritra ny miara-miasa"

En moyenne, nos clients nous donnent 18 points sur 20